Quantcast
Channel: Madagascar - Petites annonces gratuites
Viewing all articles
Browse latest Browse all 4426

Toamasina : Mitady mpiasa hivarotra à Toamasina (Toamasina)

$
0
0
Mitady mpiasa hivarotra eto Toamasina . Lehilahy na vehivavy 23 à 35 taona. Efa tena matotra ary tompon'andraikitra amin'izay atao. Madio sy tia madio. Mahay : - mikaonty vola (niveau EPP), - manamboatra compoze, lasopy, tsakitsaky (brochette hena/akoho), frite, sns. Mety hiasa hatramin'ny 9 ora alina. Vonona hanenjika versement. Karama 300 mille franc par mois no ho miakatra. ------------------------- Mitady mpanasa lasety sy irak'iraka. Olona ampy taona sy madio. [...]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 4426

Trending Articles